- Sabotsy 10 Jona 2017
Actualités.Asa fanaovan-gazety Tena mahaliana ny tanora ankehitriny
Anisan’ny lalam-piofanana iray tena mahaliana ny tanora eto amintsika ankehitriny ny serasera hahafahana miditra amin’ny asa fanaovan-gazety.
Hamaky ny tohinyAnisan’ny lalam-piofanana iray tena mahaliana ny tanora eto amintsika ankehitriny ny serasera hahafahana miditra amin’ny asa fanaovan-gazety.
Hamaky ny tohinyZava-doza tsy fampiseho masoandro indray no nitranga tetsy Mahavoky Besarety omaly vao mangiran-dratsy tokony ho tamin’ny 6 ora.
Hamaky ny tohinyNotsiahivin’ny filohan’ny Sendikan’ny Mpitsara (SMM) nandritra ny fivahinianany tamina onjam-peo iray omaly fa ny praiminisitra no nanao fanambarana maneho fiarovana ny olona namoahana didy fanagadrana.
Hamaky ny tohinyHikarakara varavarana misokatra entina hampahafantarana ny faritra misy azy ny Boriborintany fahenina, tarihin’ny delege Fehizoro Andriamananjezika ny 16 sy ny 17 jona ho avy izao.
Hamaky ny tohinySambany teto Madagasikara no hisy itony karazan-dalao hihazana olona na ilay antsoina amin’ny teny vahiny hoe « Chasse à l’homme » itony.
Hamaky ny tohinyNanao fanambarana tetsy amin’ny ANS Ampefiloha omaly ry zareo avy eo anivon’ny CSAEM na ny “Confederation des Syndicats et des Agents de l’Etat Malagasy” fa manohana ny tolona sendikaly rehetra izay mivondrona ao anatin’ity kaonfederasionin’ny sendikan’ny mpiasam-panjakana ity.
Hamaky ny tohiny