Actualités

Kaominina Ilafy Hisy fihazana olona


  • Zoma 09 Jona 2017

Sambany teto Madagasikara no hisy itony karazan-dalao hihazana olona na ilay antsoina amin’ny teny vahiny hoe « Chasse à l’homme » itony.

  « Shooter : Attrapes-moi si tu peux » no anarana hisaloran’ity lalao ity izay handraisan’olona 8 taona no ho mihoatra miisa 100 ary hatao ao anaty velaran’ala 4000m2 etsy amin’ny Mal maison, miala 100 metatra ny poliklinikan’Ilafy ity ny 17 ka hatramin’ny 18 jona izao. Ny hampialavoly sy hampihetsi-batana ny rehetra moa no tanjona, hoy ny mpikarakara, ary akiafina sy fifampitifirana amina fitaovam-piadiana kilalao kosa no ho hita eny an-toerana. Efa afaka misoratra anarana etsy amin’ny Jumbo score Akorondrano ny 10 ka hatramin’ny 14 jona izao izay te handray anjara, hoy ny mpikarakara, tetsy amin’ny villa Pradon Antanimena ny talata teo.   

Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gérard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT