Actualités

Boriborintany faha-6 Hampahafantatra ny maha izy azy


  • Zoma 09 Jona 2017

Hikarakara varavarana misokatra entina hampahafantarana ny faritra misy azy ny Boriborintany fahenina, tarihin’ny delege Fehizoro Andriamananjezika ny 16 sy ny 17 jona ho avy izao.

 

Ny hahafahan’ireo mponina ao aminy miisa 179.000 miparitaka amina fokontany miisa 31 mifanatona  no tanjona sady hiomanana amin’ny fifanintsanana lalao tsipy kanetibe hotanterahina ny 01 sy ny 02 jolay ho avy izao etsy Mahamasina iadiana ny amboaran’ny Ben’ny tanàna ihany koa. Hetsika maro no hanamarika ny hetsika, raha araka ny tafa nifanaovan’izy ireo tamin’ny mpanao gazety omaly. Anisan’ireny ny varotra fampirantiana, ny fampahafantarana ireo karazana orinasa misy ao amin’ny Boriborintany fahenina,  ny fifaninanana ara-panatanjahantena ary ny fifaninanana  hatsaran-tarehy ho an’ny tanora lahy sy vavy. Anisan’ny manohana akaiky ny hetsika ny orinasam-pifandraisana Orange Madagascar. Manodidina ny 40.000 ny olona andrasana.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gérard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT