- Talata 20 Jona 2017
Actualités.Fitondran-dRajaonarimampianina Tambazan’ny Sinoa amin’ny vary
Noraisina tany amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina omaly alatsinainy 19 jona ny vary milanja 3100 taonina avy amin’ny governemanta sinoa, izay tonga indroa miantoana ny herinandro teo.
Hamaky ny tohiny