• Zoma 23 Jona 2017
Actualités.Raharaha Free news Feno tsy fanarahan-dalàna, hoy ny mpisolovava

Nalain’ny avy eo anivon’ny biraon’ny polisy misahana ny heloka bevava am-bavany etsy Anosy omaly maraina ny talen’ny famoahan’ny gazety Free news, Haja Rasoanarivo sy ny tonian-dahatsoratr’izy ireo, Toky Ravaroson.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Jona 2017
Actualités.Afera Soanierana Ivongo Tetika hitrandrahana harena

Tetika nentina nanakorontanana ny niseho tany ny alatsinainy 19 jona lasa teo, hoy i Bertrand Martin, mpanolotsain’ny Ben’ny tanànan’i Soanierana Ivongo omaly

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Jona 2017
Actualités.Honoré Rakotomanana sy Lalatiana Rakotondrazafy Hifampitady eny amin’ny fitsarana ?

Hiakatra eny anivon’ny borigady misahana ny ady heloka bevava (B.C) eny Anosy ny talen’ny famoahana sy ny tonian’ny fanoratana ao amin’ny gazety mpiseho isan’andro Free News anio.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Jona 2017
Actualités.Mpiasan’ny ladoany Hiverina hitokona Taorian’ny fitokonan

Taorian’ny fitokonana nandritra ny 2 andro nataon’ny Sendikan’ny mpiasan’ny ladoany (SEMPIDOU) ny 29-30 mey, narahin’ny fivoriambe tsy ara-potoana ny 01 jona dia nanome fe-potoana ny fanjakana hamaliana ny fitakiany hatramin’ny 26 jona ny sendika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Jona 2017
Actualités.Fanjakana sy ny sendikan’ny mpitsara Tsy mbola milamina

Hiitatra any andafin’ny riaka ny akon’ny fitakian’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara (SMM) noho ny teritery isan-karazany ataon’ny manampahefana amin’ny asan’ny mpitsara Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Jona 2017
Actualités.Alain Ramaroson Nahemotra indray ny fitsarana azy

Miitatra toy ny sima misioka ny raharaham-pitsarana an’i Alain Ramaroson.

Hamaky ny tohiny
FTT