• Zoma 07 Jolay 2017
Actualités.« Salon du bonheur et du bien être » Nahavory olona

Nahavory olona marobe tokoa ilay hetsika “ Salon du bonheur et du bien être » nokarakarain’ny Kiss Madagascar tetsy amin’ny lapan’ny tanànan’Analakely nanomboka omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Jolay 2017
Actualités.Mpiasan’ny fadin-tseranana Tsy azo terena amin’ny zony, hoy ny Sempidou

Na izahay aza, hoy ny filohan’ny sendikan’ny mpiasan’ny fadin-tseranana (Sempidou), Andrianavalona Herizo, tsy manery ireo mpiasan’ny fadin-tseranana rehefa tsy te hitokona izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Jolay 2017
Actualités.Maitre OLALA “Tsy rariny ny fanakanana ny TIM”

Nanao izao ny HVM tany Toliara maninona no navela nanao, hoy ny mpisolovava Willy Razafinjatovo manoloana ny tsy famelana ny Antoko Tiako I Madagasikara hanao hetsika eny amin’ny Kianjaben’i Mahamasina ho fanamarihana ny faha-15 taona nijoroany ?

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Jolay 2017
Actualités.Mpianatry ny ESCAME Nanampy ny Boriborintany I nanadio tanàna

Nanampy ny Boriborintany I nanadio tanàna ny mpianatry ny sekoly ambony ESCAME omaly. Ho valin’ny fanentanana nataon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra mikasika ny tokony handraisan’ny tsirairay andraikitra amin’ny fanadiovana ny tanàna no anton’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Jolay 2017
Actualités.Kaominina Andranomanelatra Hazaina ny alika mirenireny

Taorian’ny fisiana alika mirenireny izay nanaikitra olona ary maty avy eo ny 21 jona teo tao amin’ny kaominina ambanivohitra Andranomanelatra dia miroso amin’ny fihazana sy famonoana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Jolay 2017
Actualités.Horonam-peo momba an’i Claudine R Niaro tena ny BIANCO

Tsy ny Bianco (Bureau Indépendant Anti-Corruption) no namoaka ny horonam-peo mampiseho ny fifamaliana teo amin’ny mpiasa iray eo anivon’ny rafitra sy ny mpanolotsaina manokan’ny filohan’ny

Hamaky ny tohiny
FTT