Actualités

Kaominina Andranomanelatra Hazaina ny alika mirenireny


  • Alakamisy 06 Jolay 2017

Taorian’ny fisiana alika mirenireny izay nanaikitra olona ary maty avy eo ny 21 jona teo tao amin’ny kaominina ambanivohitra Andranomanelatra dia miroso amin’ny fihazana sy famonoana

 

ireo alika mpirenireny rehetra nanomboka omaly alarobia 5 jolay ny ao amin’ity kaominin’Ambanivohitra ao amin’ny faritr’i vakinankaratra ity. Efa natao fitiliana moa ity alika ity ary dia voaporofo fa haromotana no nahazo azy. Efa nalefa ao amin’ny hopitaly CHRR Antsirabe, ao amin’ny sampana fitsaboana haromotana kosa ilay voakaikitra sy izay ahiahiana rehetra omena ny fitsaboana sahaza azy ireo.

 

J.Mirija

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gérard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT