• Alarobia 12 Jolay 2017
Actualités.Rakotobe Michel Nahazo zafikely faharoa

Nitombo isa indray ny zafikelin-dRakotobe Michel, mpaka sarin’ny gazety Tia Tanindrazana. Rakotobe no hahafantaran’ny maro azy eo amin’ny sehatry ny fanaovan-gazety sy ny fakana sary.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Jolay 2017
Actualités.Fikambanana Tandroharena Mila teny sy tany tony isika

Tsy nisy nanaja ny teny nomeny na ny sonia nataony ireo mpitondra nifandimby tao anatin’ny 26 taona nanoratan-dRado ilay tononkalo hoe “Mahagaga”,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jolay 2017
Actualités.Feno ny kapoakan’ny SMM Manomboka anio indray ny fitokonana

Hiroso amin’ny fitokonana manomboka anio talata 11 jolay ka hatramin’ny 18 jolay ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara (SMM).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jolay 2017
Actualités.ENS Ampefiloha Notolorana mari-pankasitrahana ireo mpampianatra mihoatra ny 70 taona

Nisokatra omaly tetsy amin’ny sekoly ambony ENS ny andiany faharoa amin’ny herinandron’ity sekoly ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Jolay 2017
Actualités.Marc Ravalomanana Hitory an’ny Prefe ny TIM

Tsy niandry ela fa omaly hariva ihany dia nanambara i Marc Ravalomanana fa tsy maintsy hitory an’ny Prefen’Antananarivo ny Tiako I Madagasikara (TIM) noho ny fandavany hanatanteraka ny didim-pitsarana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Jolay 2017
Actualités.Fanambaram-pananana Mbola tsy nahavita ny 26 % n’ireo olom-boafidy

Hifarana ny 15 jolay ho avy izao ny hanaovan’ireo olom-boafidy sy tompon’andraiki-panjakana eto amin’ny tany sy ny firenena ny fanambaram-pananana eo anivon’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana.

Hamaky ny tohiny
FTT