Actualités

Fanambaram-pananana Mbola tsy nahavita ny 26 % n’ireo olom-boafidy


  • Alatsinainy 10 Jolay 2017

Hifarana ny 15 jolay ho avy izao ny hanaovan’ireo olom-boafidy sy tompon’andraiki-panjakana eto amin’ny tany sy ny firenena ny fanambaram-pananana eo anivon’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana.

 

 Hatreto anefa dia vao ny 13.189 amin’izy  ireo ihany no nahavita  izay manome salan’isa 74 %.  Mbola misy 26 %, araka izany, ireo tsy nahavita ahitana senatera roa, solombavambahoaka 16  ary ireo minisitra telo vao notendrena farany teo. Andrasana izay mety ho tohiny. Mety hisy ny sazy ho an’ireo izay minia mikipy. Isaky ny roa taona raha tsiahivina no tokony hanaovan’ireo olom-boafidy isan-tsokajiny eo anivon’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana ny fanambaram-pananana tahaka izao.


Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gérard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT