Actualités

Rakotobe Michel Nahazo zafikely faharoa


  • Alarobia 12 Jolay 2017

Nitombo isa indray ny zafikelin-dRakotobe Michel, mpaka sarin’ny gazety Tia Tanindrazana. Rakotobe no hahafantaran’ny maro azy eo amin’ny sehatry ny fanaovan-gazety sy ny fakana sary.

 Tonga teto an-tany ny 7 jolay lasa teo i Kanto Andriantahiana Nathy Carelle,  vavikely, zafikeliny faharoa. Raha araka ny fantatra dia zanaky ny zana-dRakotobe Michel vavitokana i Kanto, efa herintaona sy tapany kosa ny zafikeliny voalohany. Izahay eto amin’ny gazety Tia Tanindrazana dia mirary fahombiazana sy fahasalamana feno ho an’i Kantokely sy Rakotobe Vatosoa Muria reniny.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gérard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT