Actualités

Fikambanana Tandroharena Mila teny sy tany tony isika


  • Alarobia 12 Jolay 2017

Tsy nisy nanaja ny teny nomeny na ny sonia nataony ireo mpitondra nifandimby tao anatin’ny 26 taona nanoratan-dRado ilay tononkalo hoe “Mahagaga”,

 

 hoy ry zareo avy eo anivon’ny fikambanana ara-kolontsaina, Tandroharena, izay hivondronan’ireo mpikaroka momba ny harem-pirenena. Miha lalina ny fahaverezan-kasin’ny teny amin’ny maha lova azy, hoy ny fikambanana, ary antony nanaovanay ny hetsika “Vaky vakoteny” tany Ambohimandroso ny faramparan’ny volana jona teo. Nivoitra tao ny vela-kevitra hoe: “Teny-tany-tony” satria tsy andairan-teny intsony ny fiarahamonintsika ka mahatonga ny nosy tsy ho tony, hoy ny fikambanana. Nilaza i Joel Rafanomezantsoa, filohan’ny fikambanana fa hovelarina manerana ny nosy ny hetsika mba hampitombo lanja izay herin’ny tenintsika izay. Mila tany sy teny tony isika, hoy ny Tandroharena.

 

J. Mirija


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gérard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT