• Alakamisy 13 Jolay 2017
Actualités.Harem-pirenena sarona tato ho ato Tsy misy ambadika fa tena vokatry ny asa

Nanao antso amin’ireo mbola mikasa hanondrana harem-pirenena an-tsokosoko taorian’ny nahatrarana ireo vaingam-bolamena miisa 31 teny amin’ny seranam-piaramanidin’Ivato

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Jolay 2017
Actualités.Fiparitahan’ny fako eto an-drenivohitra Manana vahaolana ny GREEN N KOOL

Fikambanana iray niorina tamin’ny taona 2016 miady amin’ny fiparitahan’ny fako eto an-drenivohitra ny Green N Kool.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Jolay 2017
Actualités.Fanjakana sy ny Mpitsara Ady tsy mety vita

Nanomboka omaly ny fitokonana nataon’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara (SMM), izay efa manomboka hita fa miteraka fitarazoana eo amin’ny asam-pitsarana manerana an’I Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Jolay 2017
Actualités.Mpivarotra fiara eny Analakely Voasazy avy hatrany izay tratra

Efa nisy 2 herinandro izay no namindrana ireo mpivarotra fiara teny Antanimbarinandriana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Jolay 2017
Actualités.Madagasikara Mitatao ny sazy iraisam-pirenena

Nilaza ny tompon’andraikitry ny Amnesty International aty Afrika Atsinanana Deprose Muchena,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Jolay 2017
Actualités.Haingo Mpanoratra Marary mafy, mila tolo-tanana maika

Anisan’ny olona fanta-daza teo amin’ny sehatry ny kanto teto amintsika Razafiharijaona Haingo Michel. Sady mpanoratra izy no mpamoron-kira. Mpanakanto malaza maro be toa an-dry Bodo, Tovo J’hay, Bessa sy Lôla…

Hamaky ny tohiny
FTT