• Sabotsy 15 Jolay 2017
Actualités.FIZAFATO Mitaky olona vonona hampandroso an’i Toliara

Mitaky olona vonona hampandroso an’i Toliara eo amin’ny lafiny ara-toekarena sy ara-tsosialy ny FIkambanan’ny ZAnaky ny FAritany TOliara ( FIZAFATO).

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Jolay 2017
Actualités.Vovonan’ny tsy mialonjafy Miantso ny hisian’ny fifampidinihana an-databatra boribory

Miantso ny hisian’ny fifanatonana sy ny fifampidinihana an-databatra eo amin’ny mpanohitra sy ny mpitondra ankehitriny ny Vovonan’ny tsy mialonjafy,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Jolay 2017
Actualités.677 795 325,11 Ar voahodinkodina tao Antsirabe Voasaringotra ny Ben’ny tanàna

Volabe mitentina 677 795 325,11 Ar nanjavona tao amin’ny kaontin’ny kaominina Ambonivohitra Antsirabe,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Jolay 2017
Actualités.Petite vitesse, Isotry, Ampefiloha Mpivarotra tsy ara-dalàna an-jatony no nesorina

Anisan’ny toerana tena ahitana fitohanan’ny fifamoivoizana lavareny ny eny Isotry sy ny manodidina noho ireo mpivarotra tsy ara-dalàna milatsaka anaty arabe.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Jolay 2017
Actualités.Mpiasan’ny Jirama Manahy ny hoaviny

Mitsangana indray ny sendikan’ny mpiasa eo anivon’ny Jirama mivondrona ao anatin’ny « inter-syndical », ka hisy ny fihaonana hataon’ny mpiasa eny amin’ny sekoly Sainte Famille Mahamasina ny sabotsy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Jolay 2017
Actualités.Fisolokiana sy fibodoana trano sy tany Zanaka jeneraly no atidoha

Misy vondron’olona manao asa fisolokiana goavana efa ho herintaona mahery izay ao amin'ny fitsarana Anosy, raha ny vaovao mivoaka.

Hamaky ny tohiny
FTT