• Alarobia 26 Jolay 2017
Actualités.Rabetsara Lita “Tsy ara-dalàna ny fampiakarana ny vidin-jiro ankehitriny”

Tsy ara-dalàna mihitsy ny fampiakaran’ny orinasa JIRAMA ny vidin-jiro iainan’ny mponin’Antananarivo amin’izao fotoana izao, raha ny fanazavan-dRabetsara Lita, filohan’ny fikambanana mpiaro ny zon’ny mpanjifa RNDC.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Jolay 2017
Actualités.Fitantanan-draharaha eny anivon’ny kaominina Mety hampiditra am-ponja raha tsy voafehy

Saro-pady ny asa eny anivon’ny kaominina, indrindra fa ny fitantanan-draharaha.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Jolay 2017
Actualités.Adin’ny SMM sy ny Fanjakana Tsy mety miravona

Tsy mbola misy mangirana ny momba ny fitakian’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara (SMM) amin’ny fanomezana antoka azy ireo amin’ny hanomezana fahalalahana ny mpitsara amin’ny asa,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Jolay 2017
Actualités.Teknolojia vaovao Malagasy 4 amin’ny 100 no misitraka aterineto

Misongadina eo amin’ny fisian’ireo orinasa goavan’ny fifandraisan-davitra miaraka amin’ny fotodrafitrasa «fibre optique» i Madagasikara. Vaovao farany mampiseho ny fahantran’ny Malagasy indray anefa ny tontolon’ny aterineto.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Jolay 2017
Actualités.Familiana mitsitsy Vita ny fisarihana ireo mpifaninana ho an’Antananarivo

Taorian’Antsirabe sy Toamasina dia notanterahina teny amin’ny tobim-pivarotan-tsolika Shell Anosy indray omaly ny fisarihana ny anaran’ireo mpamily tsara vintana ho an’Antananarivo handray anjara amin’ilay fifaninanana familiana mitsitsy solika, karakarain’ny orinasa Vivo Energy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Jolay 2017
Actualités.Belambo-Toamasina Ahiana ny hisian’ny sakoroka goavana

Taorian’ny fitsarana ady madio izay namoahan’ity fitsarana ity ny didy manafoana ny famoivarotana teo amin’ny tompon-tany, sy ity ramatoa mpandraharaha ara-barotra isan’ny fantan-daza eto Toamasina,

Hamaky ny tohiny
FTT