• Alakamisy 27 Jolay 2017
Actualités.Vanim-potoan’ny fialan-tsasatra Ilaina ny fiarahan’ny fianakaviana mitokana kely

Tafiditra tanteraka ao anatin’ny fialan-tsasatra lehibe isika ankehitriny. Tsy vitsy ireo miala kely misitaka ny renivohitra noho izany na dia andro vitsy monja aza mba hamalifaliana ny ankohonany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Jolay 2017
Actualités.Smile party Ho raitra ny feo sy hazavana

Ho fetin’ny feo sy hazavana, araka ilay hiaka filamatra efa nitondrana azy tokoa rahampitso

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Jolay 2017
Actualités.Rado Rabarilala Sendikalista “Olona mahay mifandray amin’ny vahoaka no ho tompon’ny ampitso”

Feno roa taona katroka amin’izao volana jolay 2017 izao no nanombohan-dRado Rabarilala sendikalista ao amin’ny orinasa Air Mad sy ny namany ary nampiatoana azy ireo tamin’ny asany avy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Jolay 2017
Actualités.Fakana tany sy valanjavaboary ao Fenoarivo Atsinanana

Fanaratsiana ahy, hoy ny sekretera jeneralin’ny kaominina Mahoraka ao amin’ny kaominin’i Fenoarivo Atsinanana amin’izao fotoana fa tanin’olona no nalain’ny sekretera jeneraliny, Marc Rajaonarivo, akany ranon-tany hanorenany trano.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Jolay 2017
Actualités.Fiatrehana ny loza voajanahary Hanatsara ny fomba fiasany ny Croix-Rouge Malagasy

Nitondra horohoro teto amintsika ny fandalovan’ny rivodoza Enawo farany teo iny, hoy Rakotonanja Claude, filoha nasionalin’ny fikambanana Croix-Rouge Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Jolay 2017
Actualités.Andro iraisam-pirenen’ny ala honko Hotanterahana any Tolagnaro anio

Mpanjono am-polony, mpitarika fikambanana mitantana ireo ala honko any Manambolo-Tsiribihina no niala ny tanànany, ka namakivaky halaviran-dàlana hatrany amin’ny 1500 km.

Hamaky ny tohiny
FTT