Actualités

Fakana tany sy valanjavaboary ao Fenoarivo Atsinanana


  • Alarobia 26 Jolay 2017

Fanaratsiana ahy, hoy ny sekretera jeneralin’ny kaominina Mahoraka ao amin’ny kaominin’i Fenoarivo Atsinanana amin’izao fotoana fa tanin’olona no nalain’ny sekretera jeneraliny, Marc Rajaonarivo, akany ranon-tany hanorenany trano.

Eo ihany koa ny filazana fa miara-miasa amina olona iray ny tenany ary miziriziry hanakatona ny valanjavaboary ao an-toerana. Nanazava tamin’ny antso an-tariby ny tenany fa mety ho fanaratsiana azy fotsiny ny fampidirana io raharaha io amina resaka politika. Tany an’ny fanjakana no nangatahako akako ranon-tany, hoy izy, araka ny alalana laharana 220/17M/SG/CU/FEN ny 20 jolay teo. Mikasika ilay valanjavaboary kosa dia ny tapany atsimo izay tsy tafiditra ao anatiny ary efa lasa tanim-panjakana ihany koa, hoy hatrany izy, no novidiako, izay tsy mbola valanjavaboary hatramin’izay mihitsy.

J. Mirija


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gérard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT