Actualités

Smile party Ho raitra ny feo sy hazavana


  • Alakamisy 27 Jolay 2017

Ho fetin’ny feo sy hazavana, araka ilay hiaka filamatra efa nitondrana azy tokoa rahampitso

 

 ilay hetsika ara-javakanto Smile party izay handraisan’ireo tanora kalaza amin’ny hira sy mozika amin’izao fotoana anjara etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena rahampitso, raha ny fanazavan’ireo mpikarakara. Mpanakanto ankafizin’ny tanora mpiangaly ny gadona malaza amin’izao fotoana, toy ny RnB sy Ragga ary Dance Hall toa an-dry Arion Joy, Mélanie Walker sy Meizah ary Rak’roots moa no handray anjara. Mampanantena hafanana tsy misy toa azy araka izany ireo mpanakanto.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gérard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT