• Sabotsy 29 Jolay 2017
Actualités.Mamy Rakotoarivelo Nahavita be teo amin’ny firenena

Manampahaizana manokana momba ny fikirakirana sy ny fanamarinana ara-bola na “Expert comptable” i Mamy Rakotoarivelo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Jolay 2017
Actualités.Filoham-pirenena mivady Miliba any Nosy be indray ?

Any Nosy Be ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina mivady amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Jolay 2017
Actualités.Fiompiana omby teny Ambolokandrina Tsy neken’ny kaominina intsony

Namoahan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra didim-pitondra ireo fianakaviana mpiompy omby eny Ambolokandrina ka tsy afaka manohy ny asa fiompiany intsony.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Jolay 2017
Actualités.« Carrefour de la formation des métiers et de l’emploi » Mahasarika olona marobe tokoa

Nosokafana tamim-pomba ofisialy omaly tetsy amin’ny Alliance Française Andavamamba haharitra roa andro ilay “ Carrefour de la formation des métiers et de l’emploi” karakarain’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Jolay 2017
Actualités.Familiana Mitsitsy Ho fantatra tsy ho ela izay hibata ny fandresena ho an’Antananarivo

Andro vitsy monja sisa dia ho fantatra izay ho mpandresy amin’ilay hetsika familiana mitsitsy, karakarain’ny tobim-pivarotan-tsolika Shell, eo anivon’ny orinasa Vivo Energy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Jolay 2017
Actualités.Fanodinkodinam-bola Nohadihadiana i Elysé Ratsiraka

Ora efatra no lanin’ireo polisy avy amin’ny kaomisaria misahana ny heloka ara-bola Toamasina, nanaovana ny fakana am-bavany an’ny ben’ny tanàna tao amin’ny lapan’ny tanànan’i Toamasina omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT