• Alatsinainy 31 Jolay 2017
Actualités.Mamy Rakotoarivelo Tia nanampy, hoy ireo niara-niasa taminy

Anio no haterina eny am-pasan-drazany eny Talatan’i Volonondry i Mamy Rakotoarivelo izay nindaosin’ny fahafatesana ny zoma teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Jolay 2017
Actualités.Pr Thaina Johnson Jacky “Ny vahiny no mampahantra antsika”

Tsy tongatonga ho azy ny fahantran’ny Malagasy fa ninian’ny vahiny nampahantraina isika, raha ny fanehoan-kevitry ny Profesora Thaina Johnson Jacky, manampahaizana momba ny politika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Jolay 2017
Actualités.Vehivavy hita faty tany Antsirabe Tapaka ny lohany sy ny rantsam-batany

Zava-doza no nitranga tany Antsirabe. Vehivavy manodidina ny 25 taona raha ny tombatombana no hita faty tao Vatofotsy avaratry ny toby fivarotan-tsolika Galana, omaly alahady vao maraim-be ; notapahana ny lohany ary tapaka ihany koa ny tanana aman-tongony.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Jolay 2017
Actualités.Bemasoandro Itaosy Mifanolana ny samy tompon-tany

Misy karazana ady tany mitranga ao amin’ny kaominina Bemasoandro Itaosy amin’izao fotoana izao. Efa ho herinandro mahery no nitrangan’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Jolay 2017
Actualités.Fiarabe manototra tany amin’ny alina Velon-taraina ny eny Andrefan’Andoharanofotsy

Velon-taraina ny mponina eny Andrefan’Andoharanofotsy amin’izao fotoana izao noho ny afitsok’ireo kamio lehibe manototra tany eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Jolay 2017
Actualités.Mamy Rakotoarivelo Maty nitifi-tena

Nodimandry omaly zoma 28 jolay filohan’ny kongresin’ny tetezamita teo aloha Mamy Rakotoarivelo.

Hamaky ny tohiny
FTT