Actualités

Pr Thaina Johnson Jacky “Ny vahiny no mampahantra antsika”


  • Alatsinainy 31 Jolay 2017

Tsy tongatonga ho azy ny fahantran’ny Malagasy fa ninian’ny vahiny nampahantraina isika, raha ny fanehoan-kevitry ny Profesora Thaina Johnson Jacky, manampahaizana momba ny politika.

Hita miharihary nanomboka tany amin’ny fanjanahantany no ho mankaty izany, raha ny heviny hatrany. Miisa 5 ireo vahaolana tsy azo ihodivirana hamahana izao toe-draharaha izao, hoy izy, dia ny tsy fanakinana intsony amin’ny vahiny ny raharaham-pifidianana no voalohany. Faharoa, dia olona mahalala ny tantaram-pirenena no tokony hitondra. Fahatelo, mila tafapetraka ao anatin’ireo mpandraharaha sy mpikirakira toekarena ny fitiavan-tanindrazana (Patriotisme d’entreprise et economique), izany hoe, fanaovana laharam-pahamehana ny fifamelomana eto an-toerana. Mila arovana ny tontolon’ny fanabeazana sy ny fivavahana.

J. Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gérard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT