• Talata 01 Aogositra 2017
Actualités.Tsiandopy Jacky Mahafaly Novonoina fa manelingelina ?

Maty nisy namono tao an-tranony teny Antanambao Ivato ny alin’ny alahady lasa teo i Tsiandopy Jacky Mahafaly, filohan’ny “Syndicat des Inspecteurs généraux d’Etat de Madagascar” , efa avy loholona sy minisitry ny asam-panjakana sy ny lalàna sosialy tamin’ny fitondran’i Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Aogositra 2017
Actualités.Raharaha Mamy Rakotoarivelo Misy zavatra manjavozavo

Tsy tonga teny amin’ny Falda Antanimena omaly tolakandro ilay voalaza fa tovovavy sakaizan’Itompokolahy Mamy Rakotoarivelo, Corrine Asmiel,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Aogositra 2017
Actualités.Alain Ramaroson Hiakatra fitsarana indray anio

Hiverina hiakatra fitsarana eny Anosy ao amin’ny Efitrano faha-2 indray i Alain Ramaroson anio.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Aogositra 2017
Actualités.Fampanofana ny EPP eto Antananarivo Mila alalana manokana

Namoaka naoty momba ny fampiasana ny fotodrafitrasan’ny sekoly Fanabeazana fototra (EPP) manerana ny Renivohitra ny kaominina Antananarivo tamin’ny alalan’ny Sekretera jenaraliny amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Aogositra 2017
Actualités.Solika maimaim-poana mandritra ny taona Lasan-dRazanamahenina Serge ny loka ho an’Antananarivo

Lasan-dRazanamahenina Serge, raim-pianakaviana iray ny loka tamin’ilay lalao Shell Extra Challenge, nokarakarain’ny orinasa Vivo Energy sy ny tobim-pivarotan-tsolika Shell.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Aogositra 2017
Actualités.Mpiasam-panjakana Natao hanompo fa tsy tompoin’ny vahoaka

Foto-pisainana napetraky ny delegen’ny boriboritany fahatelo hatramin’ny nandraisany izany toerana izany ny fanomezana fahafaham-po ireo olona rehetra mikarakara taratasy eo anivon’ireo sampan-draharaha misy eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT