- Zoma 04 Aogositra 2017
Actualités.STAR Tour Mahajanga Entina hamalifaliana ny mpanao vakansy
Anisan’ny tanàna iray tena be mpiala sasatra tokoa rehefa fotoam-pialan-tsasatra lehibe tahaka izao ny ao an-drenivohitr’i Mahajanga.
Hamaky ny tohinyAnisan’ny tanàna iray tena be mpiala sasatra tokoa rehefa fotoam-pialan-tsasatra lehibe tahaka izao ny ao an-drenivohitr’i Mahajanga.
Hamaky ny tohinyEfa fito taona ny nanaovana asa soa teto amintsika ny fikambanana « Orange Solidarité Madagascar » ankehitriny, sampana iray eo anivon’ny orinasam-pifandraisana Orange.
Hamaky ny tohinySamy manana ny fihetsiny sy toetrany mety tsy ho ampoizina ny mpitondra fanjakana na tompon’andraikitra ambony na any ivelany na eto amintsika, ary maro no manaraka akaiky sy liana amin’izy ireny.
Hamaky ny tohinyHo fampiharana ny lalàna 2014 /020 ny volana aogositra 2014 sy ny lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana 2017,
Hamaky ny tohinyTaorian’ny fanambarana ofisialy navoaky ny ministera ny alatsinainy lasa teo dia mbola nampatsiahy indray omaly alarobia ny minisitry ny serasera sy ny fifandraisana amin’ny andrimpanjakana Harry Laurent Rahajason fa tsy fanao ny mamoaka sary mamoafady na mampivarahontsana amin’ny fahitalavitra sy ny gazety an-tsoratra
Hamaky ny tohinyTsy manan-jo hiditra amin’ny sehatry ny fitsarana ny Mediatioran’ny Repoblika. Tranga tena mandalo matetika ao amin’io rafi-panjakana io hatreto ny fitarainana amin’ny tsy fahazoan’ny olona ny dika mitovy fanatanterahana ny didim-pitsarana na ny « grosse»,
Hamaky ny tohiny