• Alatsinainy 07 Aogositra 2017
Actualités.Fitrandrahana “Graphite” ao Ambatolampy Loza ho an’ireo mpianatra madinika

Fahasimban’ireo voly sy ny fiainan’ireo mponina ao an-toerana, raha ny fitarainan’ireo fokonolona manamorona toeram-pitrandrahan’ny orinasa kanadianina 1 ao Ambatolampy, distrikan’i Brickaville,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Aogositra 2017
Actualités.Ambohidahy Ambatonakanga Nohavaozina ny fatsakana

Tontosa omaly zoma 4 Aogositra 2017 ny fanokanana fotodrafitr’asa fatsakana rano teny amin’ny fokontany Ambohidahy Ambatonakanga.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Aogositra 2017
Actualités.Ady amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro Hara-kiasa akaiky ny tetikasa Miary sy ny Meteo

Manomboka hita taratra mivantana eto amintsika ary misy fiantraikany avy hatrany amin’ny fambolena mihitsy amin’izao fotoana izao ny fiovaovan’ny toetr’andro eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Aogositra 2017
Actualités.Fifidianana filohan’ny FIZAFATO Miantso fitoniana ny Zanak’Androy

Anisan’ny vaovao tena nahoraka teto amintsika tamin’ity herinandro ity ny fifanolanana misy eo amin’ireo samy mpikambana ao anatin’ny FIZAFATO na ny Zanaky ny Faritany Toliara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Aogositra 2017
Actualités.Raharaha Mamy Rakotoarivelo Misy zavatra hafenina

Tsy mbola tonga eny amin’ny polisy hatramin’izao ny valin’ny fizahana natao ny razana na ny “Autopsie” momba ny raharaha nahafaty an’i Mamy Rakotoarivelo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Aogositra 2017
Actualités.Nofo mangatsiakan’I Tsiandopy Jacky Hoentina any Vohémar anio

Anio zoma no hentina any Antsiranana ny nofo mangatsiakan’i Tsiandopy Jacky Mahaly, izay nodimandry teo amin’ny faha 65 taona, vokatry ny famonoana azy tao an-tranony teny Ivato ny alin’ny lahady 30 jolay teo

Hamaky ny tohiny
FTT