- Alakamisy 31 Aogositra 2017
Actualités.Andranomadio Antsirabe Tovolahy nahatrarana vola sandoka
Miparitaka eran’i Madagasikara ny vola vaovao sandoka. Mila ho isan’andro no ahenoana tranga vaovao.
Hamaky ny tohinyMiparitaka eran’i Madagasikara ny vola vaovao sandoka. Mila ho isan’andro no ahenoana tranga vaovao.
Hamaky ny tohinyNiova ny minisitry ny fitsarana, saingy efa nanipy teny ny avy amin’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara (SMM) tamin’ny alalan’ny Filohany Fanirisoa Ernaivo, fa tsy hampiova ny fitakian’izy ireo izany.
Hamaky ny tohinyAm-bolana no efa nihodina ity tobim-pahasalamana fototra eo anivon’ny fokontany Ambohiboromanga, kaominina Ambatomanga ity, izay any amin’ny 30km miala an’Arivonimamo.
Hamaky ny tohinyMiisa 187 ireo mponina traboina vokatry ny hain-trano teny amin’ny fokontany Andohatapenaka I sy II ny alahady 27 aogositra teo.
Hamaky ny tohinyMihapotika ny tontolo iainantsika eto Madagasikara ankehitriny. Lohalaharana amin’izany ny fiovaovan’ny toetr’andro vokatry ny doro tanety, ny setroka fiara…
Hamaky ny tohinyMiezaka manampy ireo mpivarotra ara-dalàna ao aminy ny tsenan’Anosibe.
Hamaky ny tohiny