• Alarobia 13 Septambra 2017
Actualités.Mpilatsaka an-tsitrapo Japoney 4 mirahavavy handao an’i Madagasikara

Nanao ny tatitry ny asa nanirahana azy ireo tao Vakinankaratra nandritra ny 2 taona ireo mpilatsaka an-tsitrapo Japoney niisa 4 mirahavavy niasa teto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Septambra 2017
Actualités.Kaominina Antsirabe Voalohany Nizarana fitaovam-pianarana ny zanaky ny mpiasa

Kaominina Antsirabe Voalohany Nizarana fitaovam-pianarana ny zanaky ny mpiasa

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Septambra 2017
Actualités.Tao am-piangonana Vola sandoka no nataony rakitra

Teo am-panisana rakitra ny tao amin’ny fiangonana FKJM iray ao Ambatondrazaka ny alahady 10 septambra teo no taitra raha nahita vola sandoka iray alina Ariary vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Septambra 2017
Actualités.Andranomanelatra-Antsirabe II Trano 14 tafo noravana, 150 tsy manan-kialofana

Trano niisa 14 tafo indray no voatery noravana tao amin’ny fokontany Anosimboahangy, kaominina Andranomanelatra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Septambra 2017
Actualités.Ivato Hanana tsena manara-penitra

Mihazakazaka ny asa fanamboarana fotodrafitrasa eny amin’ny kaominina Ivato, distrika Ambohidratrimo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Septambra 2017
Actualités.Andoharanofotsy Mampialavoly ny Kaominina

Miezaka mijery ireo ankizy mahay ao amin’ny faritra iadidiany ny Ben’ny tanànan’ny kaominina Andoharanofotsy amin’izao famaramparanana ny vakansy lehibe izao hahafahan’izy ireo miala voly kely.

Hamaky ny tohiny
FTT