- Zoma 15 Septambra 2017
Actualités.Filoha Rajaonarimampianina « Tsy mivarotra tany amin’ny vahiny izahay »
Sesilany ny kiana mahazo ny fitondrana Rajaonarimampianina amin’ny resaka fivarotana tanindrazana amin’ny vahiny.
Hamaky ny tohinySesilany ny kiana mahazo ny fitondrana Rajaonarimampianina amin’ny resaka fivarotana tanindrazana amin’ny vahiny.
Hamaky ny tohinyMihamahazo vahana hatrany ny halatra taribin’ny orinasa JIRAMA tanterahin’ireo olon-dratsy eto amintsika. Tafakatra 19.900 metatra sahady tamin’ity taona ity, hoy Ralaivao Eloi, tale teknika izay mitentina 154 tapitrisa Ar.
Hamaky ny tohinyLasan’ny fokontanin’Atsimomparihy ao anatin’ny distrikan’Ambohidratrimo ny amboara tamin’ilay fifaninanana tanàna madio nokarakarain’ny kaominina Ambohidratrimo sy ny orinasa Vivo Energy.
Hamaky ny tohinyZaza roa mahaleotena ankehitriny i Mitia sy Fitia. Tontosa omaly alarobia 13 septambra tao amin’ny HJRA Ampefiloha ny fanasarahana an’ireo kambana mirahavavy ireto.
Hamaky ny tohinyHiala maina amin’izay ireo mpangalatra herinaratra. “Compteur intelligent” miisa 8.500 izao no efa tonga hanoloana ny kaonteran-jiron’ireo tokantrano manana fandaniana mihoatra ny 900 kWh manerana ny Nosy.
Hamaky ny tohinyNiampy 17 mianadahy ireo mpilatsaka an-tsitrapo Malagasy rehefa nianatra nandritra ny enim-bolana. Samy mbola mpianatry ny oniversite avokoa izy ireo.
Hamaky ny tohiny