• Alakamisy 21 Septambra 2017
Actualités.Julien Andriamorasata “Fanampiana ny TAXI no ataon’ny kaominina”

Tsy misy olona tsy tia fandrosoana sy fanatsarana ny fiainana izany fa mety tsy azon’ny mpitondra taxi tsara angamba ilay zavatra atao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Septambra 2017
Actualités.Mpiasa handeha hisotro ronono Ezahana hahatsangana trano

Nampahafantarina tetsy amin’ny sampandraharaha misahana ny fitantanana ny taozavatra etsy 67ha omaly alarobia 20 sertambra

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Septambra 2017
Actualités.Salon de la Gastronomie Hisy fampianarana maimaimpoana momba ny fahandroan-tsakafo

Hotanterahina manomboka ny zoma 22 septambra ho avy izao, haharitra telo andro, etsy amin’ny AFT Andavamamba ilay « Salon de la gastronomie » andiany fahefatra natao hanomezan-danja ny vokatra vita Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Septambra 2017
Actualités.Tetikasa Marokanina eto Madagasikara Nofohazina herintaona aty aoriana

Nosantarina tamin’ny fivoriamben’ireo minisitra avy amin’ny firenena frankofona andiany faha-34 ny fivoriamben’ny Firenena Mikambana andiany faha-72 ao New York.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Septambra 2017
Actualités.Taksi tsy mila OMAVET Mamaky ady amin’ny Kaominina

Nanatanteraka fitokonana faobe ireo fiarakaretsaka sasany mivondrona ao amin’ny FTAR ( fikambanan’ny Taksi eto Antananarivo Renivohitra) tarihin-dRaharinirina Clémence omaly talata 19 septambra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Septambra 2017
Actualités.Lions Club sy ny CUA Mihamatotra hatrany ny fiaraha-miasa

Nitsidika tamin’ny fomba am-panajana ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra nosoloantenan’ny lefitra voalohany ny fiadidiana ny tanàna, Col Ramboasalama Emilien sy ny talen’ny kabinetra Jean Claude Rabarijaona teny amin’ny lapan’ny tanàna Analakely,

Hamaky ny tohiny
FTT