• Sabotsy 23 Septambra 2017
Actualités.«Grille indiciaire unique» Tokony hampiharina amin’ny PSE

Tsy hitondra vokatsoa hoan’ny zaza sy tanora Malagasy ny fanapahan-kevitra mandeha ila noraisin’ny fanjakana hampihatra ny PSE (Plan Sectoriel de l’Education),

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Septambra 2017
Actualités.Mamy Rabetokotany « Mitovy ny sazy ho an’ireo tsy fanajana zon’olombelona rehetra »

Iraka fototra miaraka amin’ny andraikitra sahanin’ny Cnidh (Commission Nationale Indépendante des Droits de l’Homme) ny miaro sy mampahafantatra ny zon’olombelona.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Septambra 2017
Actualités.Jean Nirina – Filohan’ny HAFARI Nivoaka ny fonja, afaka madiodio

Nivoaka ny fonja omaly zoma 22 septambra rehefa avy namita sazy nandritra ny herintaona mahery teny amin’ny fonjaben’Antanimora ny filoha nasionalin’ny fikambanana HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Septambra 2017
Actualités.Orange Madagascar Namaly soa ireo ankizy nahay nikirakira solosaina

Ankizy sy tanora miisa valo, mendrina indrindra nandray anjara tamin’ilay vakansy nomerika nokarakarain’ny Ministeran’ny Paositra sy ny fifandraisan-davitra ary ny orinasam-pifandraisana Orange Madagascar omaly no notolorana loka, ankizy tafiditra tao anatin’ilay fifaninana top 10 “Bots for messenger Challenge”.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Septambra 2017
Actualités.Fanavaozana ny tanànan’Antananarivo Hanampy ny japoney

Nandinika ny drafi-panajariana fanavaozana ny tanànan’Antananarivo sy ny tetikasa goavana Tatom (Antananarivo Toamasina Madagasikara) teny amin’ny lapan’ny tanàna Analakely omaly ny Jica (Japan International Cooperation Agency),

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Septambra 2017
Actualités.Trafikana Sokatra «Angonoka» Tanora tsy an’asa no mpanao azy

Tandindomin-doza ary tena atahorana ny tontolon’ny sokatra «Angonoka» eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT