• Sabotsy 30 Septambra 2017
Actualités.Famoahana tsaho amin’ny facebook Raikitra ny fanenjehana

Feno 56 taona anio 30 septambra 2017 ny naha polisim-pirenena Malagasy ny polisim-pirenena Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Septambra 2017
Actualités.Mpiantsehatra an- dranomasina Mitaky tombontsoa manara-penitra

Rehefa avy nandalo tany amin’ny faritra nankalaza ny andro iraisam-pirenena ho an’ny ranomasina 2017 nanomboka ny 28 septambra 2017

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Septambra 2017
Actualités.CNaPS Hanakaiky hatrany ireo olona marefo

Hanakaiky hatrany ireo olona marefo sy sahirana ara-pivelomana, indrindra fa ireo mpikambana ao aminy mila fanampiana amin’ny fiatrehana ny fiainana ny CNaPS.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Septambra 2017
Actualités.Indonezia Liana amin’ny harena any Vakinankaratra

Nitsidika an’i Vakinankaratra ny mpiandraiki-draharaha vaovaon’ny Firenena Indonezianina eto Madagasikara omaly zoma, io no fitsidihina voalohany nataony hatramin’ny nahavoatendry azy eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Septambra 2017
Actualités.Kaominin’Antananarivo renivohitra Nizara haitondra ho an’ny tanora

Naharitra dimy andro ny atrikasa niarahana tamin’ireo mpianatry ny Universite Iscam ( Institut Superieure de la Communication des Affaires et du Management) ka ny kilasy Master 1 sy Master 2 sampam-pianarana “Design Thinking”, no nanantanteraka izany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Septambra 2017
Actualités.Fidorohana zava-mahadomelina Sekoly maro no efa vonona hiady aminy

Samy manomana paikady hahafahana miady amin’ny fidorahana zava-mahadomelina avokoa amin’izao fanombohan’ny taom-pianarana vaovao izao ny ankamaroan’ireo sekoly eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT