• Talata 10 Oktobra 2017
Actualités.Lalatiana Rakotondrazafy Nifandamina tamin’i Honoré Rakotomanana

Tonga nihaona tamin’ny filohan’ny antenimierandoholona sy ny mpisolovava azy teny amin’ny Lapan’Anosikely omaly i Lalatiana Rakotondrazafy sy ny mpisolovava azy sy ny orinasany noho ny fitoriana nataon’ity filohana andrim-panjakana ity azy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Oktobra 2017
Actualités.FLM –CNaPS Vita ny sonia fifanaraham-piaraha-miasa

Tontosa omaly maraina teny Isoraka ny sonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny FLM ( ny Fiangonana Loterana Malagasy) sy ny CNaPS (Tahirim-pirenena momba ny Fiahiana ara-tsosialy).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Oktobra 2017
Actualités.Vovonana CTM – SSM “Tokony hatsahatra ny asa marefo !”

Fanontaniana lehibe napetraky ny vovonan’ireo sendikan’ny mpiasa eto amintsika na ny CTM-SSM nandritry ny hetsika fanamarihana ny andro ho an’ny asa mendrika izay hankalazaina amin’ity volana oktobra ity ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Oktobra 2017
Actualités.Fiaraha-miasan’ny CNaPS–FJKM Nitohy tany Toamasina

Ny Synodam-paritan’i Toamasina no nanohizana ny fiaraha-miasa eo amin’ny CNaPS (na ny Tahirim-pirenena momba ny fiahiana ara-tsosialy) sy ny FJKM (na ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Oktobra 2017
Actualités.“Vehivavy mitsinjo ny ankohonany” Novakiana ireo vatan-drakitra teny Ambohimanarina

Mitohy hatrany ny hetsika sosialy ataon’ny depiote Rasoanoromalala Marie Horace avy amin’ny antoko TIM eny amin’ny Boriborintany faha-6 Ambohimanarina nahavoafidy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Oktobra 2017
Actualités.Nosy Maorisy Vehivavy Malagasy 3 nisy nanolana

Vehivavy malagasy telo no nisy nanolana tatsy amin’ny nosy Maorisy raha araka ny tati-baovaon’ny www.lexpress.mu.

Hamaky ny tohiny
FTT