- Zoma 20 Oktobra 2017
Actualités.Zava-doza teny Ankadifotsy Mpianaka may kila tao an-trano
Nampivarahontsana sy nampalahelo ny zava-niseho teny Ankaditapaka-Ankadifotsy ny takarivan’ny alarobia 18 oktobra tokony ho tamin’ny 7 ora.
Hamaky ny tohinyNampivarahontsana sy nampalahelo ny zava-niseho teny Ankaditapaka-Ankadifotsy ny takarivan’ny alarobia 18 oktobra tokony ho tamin’ny 7 ora.
Hamaky ny tohinyManoloana ny disadisa mikasika tany iray mirefy 100 ha ao Antanambao Toamasina faharoa izay hifanenjehana teratany Malagasy sy sinoa mizaka ny zom-pirenena Malagasy monina eto an-toerana dia nanazava ireo sinoa fa azy ireo ny tany.
Hamaky ny tohinyNiditra tao amin’ny lapa sy niasa tao aho ary ny nifanarahana tao dia ny hanatsara endrika ny prezidansa, ary nazava tsara izany. Raha tiana ny hampandroso ity tany ity dia mila fitoniana ara-politika ara-tsosialy sy ara-politika, ny fifandimbiasam-pahefana demokratika, hoy i Mahery Lanto Mandafy nandritra ny fanehon-keviny tao amin’ny onjam-peo Top Radio 102.8 FM omaly.
Hamaky ny tohinyRaha mbola variana amin’ny ady amin’ny pesta sy ny kajikajy politika eny anivon’ny antenimierandoholona sy ny antenimierampirenena ny eto an-drenivohitra dia miaina ao anatin’ny tebiteby sy ny fitaintainana lava ny Malagasy maro any ambanivolo sy ny faritra maro samihafa.
Hamaky ny tohinyTsy mazava ny fihetsiky ny lehiben’ny fokontanin’Ambohimamory sy ny ben’ny tananan’Andranonahoatra, hoy ny mpisolovava ny tompon’ny ampahan-tany mitondra ny anarana hoe “La réunion” izay mirefy 9273 m2 etsy Ambohimamory.
Hamaky ny tohinyNiteraka fimenomenomana be teny anivon’ny fiaraha-monina tato ho ato ny mikasika ny fakan’ny BHM ireo razana eny anivon’ny hôpitaly voaporofo sy voamarina fa voan’ny pesta izay alevina avy hatrany eny Anjanahary fa tsy azon’ny fianakaviany entina.
Hamaky ny tohiny