- Alatsinainy 23 Oktobra 2017
Actualités.Famatsiana herinaratra ao Toamasina Azo ny “transformateur”, mitohy ny halatra tariby
“Transformateur” manana tanjaka 160Kva iray no nirefotra tao Mangarano II ny alarobia lasa teo ka telo andro sy roa alina tsy mahazo herinaratra ny mpanjifan’ny jirama maro be hatrany Tsarakofafa.
Hamaky ny tohiny
