- Talata 24 Oktobra 2017
Actualités.Fiahiana ara-tsosialy-Faritra Anosy Nojerena manokana ny kaominina
Tao anatin’ny roa andro no nanatanterahana ny atrikasa fampiofanana an’ireo ben’ny tanàna sy ireo filohan’ny filankevitra kaominaly ary ny mpikirakira vola eo anivon’ny kaominina ato anatin’ny faritra Anôsy.
Hamaky ny tohiny