• Alarobia 25 Oktobra 2017
Actualités.Vidim-bary eny an-tsena Misondrotra 50 ariary isan'andro ny iray kapoaka

Tato anatin'ny herinandro farany, nisongadina ny fisondrotry ny vidim-bary eny an-tsena, ka nampikaikaika ary niteraka resa-be teny anivon'ny fiarahamonina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Oktobra 2017
Actualités.Asa fivarotan-tena Mitsapa hafanana aloha vao miady varotra

Misedra olana tanteraka ireo mpivarotena eto amintsika ankehitriny. Lasa mitondra fitaovana fitsapana hafanana mihitsy mantsy ireo mpanjifany hatramin’ny nisian’ny aretina pesta no ho mankaty,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Oktobra 2017
Actualités.Fidarohana an-dRah-ckiky Valifafy tsotra izao, 2 lahy nidoboka any am-ponja

Omaly misandratr’andro no niakatra mpitsara mpanao famotorana ingahy Romain 39 taona avy any Vatomandry sy Marcellin 25 taona avy any Amorondran’i Fenoarivo Atsinanana, izay voasambotra noho ny fikasan’izy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Oktobra 2017
Actualités.Mahery Lanto Manandafy Hotsaraina amin’ny 14 novambra

Tsy tapitra hatreo fa mitohy ny gidragidra eo amin’i Mahery Lanto Manandafy sy Lalatiana Rakotondrazafy sy Andry Andriatongarivo vadiny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Oktobra 2017
Actualités.Hajo Andrianainarivelo Feno fitavozavozana ny fanjakana

Tsy voafehy ny aretina pesta satria tsy misy fandraisana andraikitra hentitra, feno fitavozavozana ary misavoritaka ny fomba fiasan’ny fanjakana manoloana ny fifehezana izany,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Oktobra 2017
Actualités.Penjy Randrianarisoa Mitohy ny fanamboaran-dalana eny Ivato

Lalana mirefy 1 km no hamboarina hatao rarivato ao amin’ny kartie K7 eny amin’ny kaominina Ivato, Distrika Ambohidratrimo.

Hamaky ny tohiny
FTT