• Alakamisy 26 Oktobra 2017
Actualités.Fianakavian’ny profesora Zafy Albert Nankasitraka ny CUA

Tonga naneho fisaorana manokana ny fiadidiana ny kaominina Antananarivo Renivohitra tetsy amin’ny lapan’ny tanànan’Analakely omaly ny solontenan’ny fianakavian’ny filoha teo aloha, Zafy Albert,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Oktobra 2017
Actualités.Clémence Raharinirina -FTAR Mpikaramanadin’ny fanjakana

Nahazo alalana tamin’ny prefektioran’ny polisy eto Antananarivo ny filaharambe katsahin’ny Biraon’ny FTAR (Fikambanan’ny Taxi Antananarivo Renivohitra), tarihin’i Clémence Raharinirina, hatao rahampitso zoma 27 oktobra, raha ny vaovao azo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Oktobra 2017
Actualités.Fiahiana ara-tsosialy Tonga tany Mandritsara ny CNaPS

Tompon’andraikitra maro ahitana olom-boafidy sy olom-boatendry, ny mpampiasa ary ny mpiasa miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana any amin’ny distrikan’i Mandritsara no miatrika ny fiofanana karakarain’ny CNaPS nandritra ny telo andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Oktobra 2017
Actualités.Taxi mila Omavet “ Mila mivoatra sy mandroso isika”

Noraisin’ny mpanolotsain’ny tanànan’Antananarivo, Marc Ravalomanana, tetsy amin’ny lapan’ny tanànan’Analakely omaly ireo mpitatitra am-piarakaretsaka izay resy lahatra fa ilaina ny fanavaozana sy fanatsarana ny fitsirihana ireo fiara mifamezivezy eto Antananarivo amin’ny alalan’ny Omavet.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Oktobra 2017
Actualités.Ady mivady nitera-doza Niara-maty tao anaty rano izy mianaka

Zava-doza no niseho teny amin’ny reniranon’Ikopa Ambohimanambola, akaikin’ny Hotely Le Hintsy ny takarivan’ny alatsinainy 23 oktobra lasa teo, tokony ho tamin’ny 7 ora.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Oktobra 2017
Actualités.Printsy vavy Anglisy Anne Elisabeth Nitsidika an’Ambositra sy Soatanana

Nisy ny lamesa lehibe notanterahina teny amin’ny Katedraly Saint Laurent Ambohimanoro omaly talata 24 oktobra, nenti-nanamarika ny faha-200 taonan’ny fifandraisana ara-diplomatika teo amin’i Madagasikara sy ny fanjakana Anglisy.

Hamaky ny tohiny
FTT