• Alatsinainy 30 Oktobra 2017
Actualités.Manandafy sy Rakotondrazafy mivady Mitohy ny gidragidra

Mitohy ny fifanitsohana eo amin’ilay mpandinika politika, Mahery Lanto Manandafy sy ny tompon’andraikitra voalohany eo anivon’ny haino aman-jery Free fm, Lalatiana Rakotondrazafy sy ny vadiny Andry Andriatomanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Oktobra 2017
Actualités.Roa taona sazy mihantona ho an-dRaleva Endrika fanapenam-bava, hoy ny firaisamonim-pirenena

Manoloana ny fanasazian’ny Tribonalin’i Mananjary roa taona an-tranomaizina, sazy mihantona, an’Atoa Raleva, mpiaro ny tontolo iainana, tamin’ny 26 oktobra 2017 teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Oktobra 2017
Actualités.4X4 nandona kamiao tao Antsena Namono mpizahatany iray

Fiara 4X4 iray avy any Fianarantsoa no nodomin’ny kamiao avy any Toliara teo amin’ny lalam-pirenena faha-3, PK 468-200, fokontanin’Andalamahitsy, ao amin’ny kaominina Ambanivohitr Antsena, distrikan’Ankazondandy ny sabotsy teo, tokony ho tamin’ny 5 ora sy sasany hariva.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Oktobra 2017
Actualités.Fetin’ny maty ao Toamasina Nikarakara famokarana faobe ny ekipan’ny TIM Morarano

Saika isan-taona tao anatin’ny valo taona izay dia manomana hetsika ho fanampiana ireo zanaka Atsimo Atsinanana manana havana milevina tsy tonga an-tanindrazana ao Toamasina ny ekipan’ny Tiako I Madagasikara (TIM) ao Morarano tarihan-dRtoa Razanarazo Yvonne Arlette mpanolotsain’ny kaominina. Andiany faha-8 no nataon’izy ireo tamin’ity,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Oktobra 2017
Actualités.Taxi - FTAR Ampiesonin’i Clémence R

Nanatanteraka fitokonana fanindroany omaly ireo mpikambana ao amin’ny FTAR (Fikambanan’ny Taxi Antananarivo Renivohitra) tarihin-dRaharinirina Clemence.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Oktobra 2017
Actualités.Mpitondra fivavahana manenjika pasitera Mpisolovava ny devoly, hoy i Mailhol

Sarotra ny fiainana ka tsy manome tsiny ireo izay manenjika ahy aho, hoy ny pasitera Mailhol na André Christian Dieu Donné. Tsy ampy ny ampahafolon-karena ka raha manaratsy ny pasitera Mailhol no ahazoam-bola dia izay izany no atao.

Hamaky ny tohiny
FTT