• Talata 31 Oktobra 2017
Actualités.Tany misy ny Villa Elizabeth Karana no nividy azy

Nanazava mikasika ny antsipirihan’ny raharaha Villa Elizabeth, fonenan’ny filoham-pirenena teo aloha nodimandry,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Oktobra 2017
Actualités.Tontolon’ny fitsarana sy ny politika Nodimandry i Mathilde Rabary

Nodimandry omaly alatsinainy 30 oktobra i Mathilde Rabary, vehivavy fanta-daza teo amin’ny tontolon’ny fitsarana sy ny fanaovana politika teto Madagasikara, ary renin’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena ankehitriny Paul Rabary.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Oktobra 2017
Actualités.Zaza kamboty ao Ambatolampy Nanolotra bodofotsy sy kits scolaire avy amin’ny Star

Tsy manadino ireo zanaky ny polisy lavo am-perinasa beazina sy karakaraina ao amin’ny toby fitaizana zaza kambotin’ny polisim-pirenena ao Ambatolampy ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Oktobra 2017
Actualités.Farihin’ Andranomaimbo –Antsirabe Nahitana fatin-dehilahy

Nahitana fatin’olona indray ny farihin’Andranomafana na Andranomaimbo amin’ny ahafataran’ny maro azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Oktobra 2017
Actualités.Tsy vita intsony ny “Village de la Francophonie” Nakepoky ny fitondrana ny volabe ?

Herintaona latsaka kely izao no nandraisan’i Madagasikara ny Fivoriamben’ny tany miteny amin’ny ampahany na manontolo ny teny Frantsay na ny “Sommet de la Francophonie” natao ny 22-29 novambra 2016.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Oktobra 2017
Actualités.Mpanara-dia ny Pr Zafy Albert Raikitra sahady ny rombo ?

Miteraka resabe ankehitriny ny raharaha famarotana ny tany misy ny “Villa Elisabeth” nonenan’ny Pr Zafy Albert sy ny fianakaviany.

Hamaky ny tohiny
FTT