- Talata 07 Novambra 2017
Actualités.Omen-danja ny fiahiana ara-tsosialy Nofanin’ny CNaPS ny mpiasan’ny minisiteran’ny vola
Nomen’ny CNaPS fanamafisam-pahalalana mikasika ny fiahiana ara-tsosialy ireo mpiasa ECD (Emploi de Courte Durée) eo anivon’ny minisiteran’ny Fitantanam-bola (MFB) sy ny tetibola ao amin’ny faritanin’i Toliara.
Hamaky ny tohiny