• Alakamisy 09 Novambra 2017
Actualités.Fiatrehana ny rivodoza Efa vonona tanteraka ny BNGRC

Efa tafiditra tanteraka ao anatin’ny vanim-potoana fahavaratra fandalovan’ny rivodoza isika eto Madagasikara amin’izao, fe-potoana haharitra hatramin’ny faran’ny volana aprily any ho any.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Novambra 2017
Actualités.Fanindronana mpianatra teny Avaradrano Tsaho niniana naely

Mbola nitohy hatramin’ny omaly ihany ilay tsaho niely momba ny fisian’ireo tompon’andraikitra ara-pahasalamana mitety sekoly mandeha manindrona mpianatra iadiana amin’ny aretina pesta tany amin’iny distrikan’Avaradrano iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Novambra 2017
Actualités.Filankevitra ambonin’ny mpitsara Voafidy tao Toamasina i Lauret Rajaona Thierry

Mpitsara miisa 59 avy amin’ireo sampam-pitsarana miisa 6 dia Ambatondrazaka miisa 9 – Moramanga miisa 8 – Vatomadry miisa 4 – Maroantsetra miisa 4 – Toamasina I miisa 21 ary ny fitsarana ambony ao Toamasina miisa 13, no mpifidy ny solontenan’ny mpitsara ao Toamasina eo anivon’ny filankevitra ambonin’ny mpitsara (CSM) Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Novambra 2017
Actualités.Boriborintany voalohany eto Antananarivo Nomen’ny sinoa fitaovam-panadiovana

Tonga teny amin’ny Ambasadin’i Sina eny Nanisana ireo delegasiona avy eo anivon’ny fari-piadidian’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra notarihin’ny lefitra voalohan’ny Ben’ny tanànan’Antananarivo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Novambra 2017
Actualités.Kaominina Ampitatafika Hiezaka hahaleotena ara-bola

Ezahina hahaleotena ara-bola tanteraka ny kaominina Ampitatafika eny Atsimondrano manomboka izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Novambra 2017
Actualités.Feno 59 taona ny filoham-pirenena Tsy hita popoka indray i Voahangy R

Feno 59 katroka omaly ny filoham-pirenena Malagasy Hery Rajaonarimampianina, izay teraka tao Antsofinondry Sabotsy Namehana ny 6 novambra 1958.

Hamaky ny tohiny
FTT