• Talata 14 Novambra 2017
Actualités.Ady lova teny Ampandrana Voaroaka ny tompon-trano

Hafa kely tamin’izay tranga nisy, raha ny fitantaran’ireto fianakaviana nanao fitarainana manoloana ny fahatongavan’ny vadintany tetsy amin’ny trano fonenany tetsy Ampandrana omaly tamin’ny 6 ora maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Novambra 2017
Actualités.Fanelezana tsaho Tena mampigadra

Anisan’ny raharaha mbola mitana ny sain’ny maro hatreto ny fisian’ilay tsaho niely momba ny vaksinina pesta izay tena nampisahotaka ray aman-drenin’ny mpianatra marobe tamina faritra maro, ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Novambra 2017
Actualités.Minisitry ny serasera teo aloha Nohadihadiana teny amin’ny zandary

Notorian’ny minisitry ny serasera sy ny fifandraisana amin’ny andrim-panjakana Harry Laurent Rahajason teny amin’ny zandarimariam-pirenena ny minisitra, izay nodimbiasany Andrianjato Vonison.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Novambra 2017
Actualités.Dosien-dRavalomanana Nanjavona tao amin’ny fitsarana ?

Miparitaka amin’ny tambajotra ara-tsosialy (fb) nanomboka omaly alina ny resaka fahaverezan’ny dosie lehibe na “Grand dossier” mikasika an’i Marc Ravalomanana tao amin’ny tribonaly Anosy ny sabotsy 11 novambra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Novambra 2017
Actualités.Cybercafé Manao facebook sy mijery vaovao ny 80 %-n’ireo mpanjifany

Anisan’ny asa iray tena mandeha tokoa akehitriny, indrindra fa ny eto an-drenivohitra ny fanaovana cybercafé. Hatramin’ny nisian’ny facebook no voalaza fa tena nampandeha io asa fitadiavana iray io satria dia mampiditra hatrany amin’ny 50.000 Ar isan’andro raha kely ny cyber iray.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Novambra 2017
Actualités.Fahitalavitra tsy miankina Mety hoesorina anaty “Canalsat” sy “Blueline” ary “Parabole”

Mety hoesorina ao anatin’ireo “bouquet” ao amin’ny Canalsat sy Blueline ary Parabole ireo fahitalavitra sy radio tsy miankina eto Madagasikara, raha ny siosion-dresaka re ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
FTT