• Talata 14 Novambra 2017
Actualités.Mpanely tsaho amin’ny “facebook” Ataon’ny minisiteran’ny serasera haza lambo

Hiroso amin’ny fanadihadiana sy ny fanaraha-maso ireo mpilaza vaovao tsy marina amin’ny tambajotran-tserasera “facebook” ny minisiteran’ny serasera sy ny fifandraisana amin’ny andrim-panjakana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Novambra 2017
Actualités.Kolikoly sy famarotana tany Nitory ny fanjakana ny CRN

Tafapetraka omaly teny amin’ny birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly (Bianco) Ambohibao ny fitoriana avy amin’ny Komitin’ny fampihavanam-pirenena (CRN) tarihan’i Tabera Randriamanantsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Novambra 2017
Actualités.Seranam-piaramanidina Ivato Efa tafahoatra ny betrobetroka sy ny fakana vola

Natao ihany ny tsy hiteny fa efa tafahoatra ny mitranga eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, hoy ireo mpandeha.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Novambra 2017
Actualités.Tsaho momba ny vaksinin’ny pesta Tovolahy iray nidoboka eny Antanimora

Manomboka ahitam-bokany ny fikarohana ireo atidoha nikotrika ny asa fanakorontanana tena nahomby teto Antananarivo ny herinandro lasa teo, indrindra ny alakamisy 10 novambra, izay nampisahotaka ny renivohitra manontolo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Novambra 2017
Actualités.Marc Ravalomanana mivady Miatrika ny « COP 23 » any Alemana

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny 12 novambra teo ary tsy hifarana raha tsy ny 17 novambra izao ny fivoriana karakarain’ny firenena mikambana mikasika ny fiovaovan’ny toetr’andro na ny « COP 23 », izay tanterahina any Bonn any Alemana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Novambra 2017
Actualités.650 Ar ny kapoakan’ny vary Mangina ny fanjakana, manaiky ny vahoaka

Tsy misy izay tsy mikaikaika amin’ny fiakaran’ny vidim-bary ny isam-baravarana. Efa tafakatra 650 Ar ny iray kapoaka ho an’ireo karazam-bary zanatany toy ny vary gasy sy ny tsipala, ny makalioka izay hamidy 2.200 Ar ka hatramin’ny 3.000 Ar avy ny iray kilao.

Hamaky ny tohiny
FTT