• Alakamisy 16 Novambra 2017
Actualités.Minisitry ny fambolena Nohadihadian’ny vondrona iraisam-pirenena

Nanao fitsidihana tamim-pomba fifanajana voalohany ny minisitry ny fambolena sy fiompiana vaovao, Harisson Randriarimanana, teny amin’ny biraony etsy Anosy, omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Novambra 2017
Actualités.Aferana finday hosoka Pakistanais 12 voasambotra

Teratany pakistanais 12 no voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny « Surveillance du Territoire » Anosy ny talata 14 sy alarobia 15 novambra teo noho ny fipetrahana tsy ara-dalàna eto an-tanindrazana. Araka ny vaovao azo tato ho ato dia maro ireo vahiny mifamezivzy eto

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Novambra 2017
Actualités.Lycée Moderne Ampefiloha Notoloran’ny vondrona Star latabatra sy seza

Ho fampiroboroboana ny sehatry ny fanabeazana, indrindra ny hahatonga ireo mpianatra tsy ho tara amin’ny fivoaran’ny teknolojia dia nanolotra latabatra sy seza mitentina 10 tapitrisa Ar ho an’ny Lycée Moderne Ampefiloha (LMA) ny vondron’ny Star.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Novambra 2017
Actualités.Antananarivo Efa feno mpitsoa-ponenana vahiny ?

Tranga iray nahatonga saina ny maro ary niteraka adihevitra be hatry ny omaly ilay sarina rangahy iray manao fiakanjona arabo misy volombava be nivatsy entana isan-karazany nandeha teny an-dalambe teto Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Novambra 2017
Actualités.Kaominin’Antananarivo Renivohitra Mangarahara tanteraka ny fitantanana

Manoloana ny fanaratsiana sy fanenjehana ataon’ny mpanolotsain’ny tanànan’Antananarivo Lalatiana Ravololomanana, ny ben’ny tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana dia nampiantso mpanao gazety tetsy amin’ny lapan’ny tanànan’Analakely omaly ny lefitra faharoan’ny ben’ny,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Novambra 2017
Actualités.Dosie very tao amin’ny fitsarana Tovolahy iray nidoboka eny Antanimora

Nadoboka am-ponja vonjimaika eny Antanimora ilay zanaky ny mpiray tampo amin’i Ihanta Randriamandrato, izay notondroina ho tompon’antoka tamin’ny halatra dosie tao amin’ny fitsarana.

Hamaky ny tohiny
FTT