- Sabotsy 18 Novambra 2017
Actualités.Firaketana ny mombamomba ny tany sy trano Hampiasana “logiciel” raitra ny eto Antananarivo
Nampahafantarina omaly maraina nandritry ny fivorian’ny DMR (Direction de la Mobilisabilité des Réssources) ao amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) teny Mahamasina ny mahakasika ilay fitaovana raitra sy matihanina dia ny rindram-baiko « Logiciel IFPB-IFT- V.3.0»,
Hamaky ny tohiny