- Alatsinainy 20 Novambra 2017
Actualités.EKAR Maria Mpanampy Soanierana Sempotry ny lakrimozenina ny iray Fiangonana
Nibosesika namonjy varavarana nanavotr’aina hivoaka ny fiangonana ny kristianina vokatry ny fofona manempotra tao am-piangonana. Ireo tonga hamonjy lamesa tamin’ny 9ora sy sasany ao amin’ny EKAR Maria Mpanampy Soanierana-Antananarivo no lasibatry ny fofona lakrimôzenina ity.
Hamaky ny tohiny
