- Talata 21 Novambra 2017
Actualités.Seraseran’ny filoham-pirenena Nikorontana indray omaly
Niseho indray ny tsy fahamatorana teo amin’ny fiadidiana ny Repoblika omaly.
Hamaky ny tohinyNiseho indray ny tsy fahamatorana teo amin’ny fiadidiana ny Repoblika omaly.
Hamaky ny tohinyMampanahy ny zava-misy eto Madagasikara ankehitriny momba ny fisian’ny teratany vahiny hafahafa miditra eto Madagasikara, izay efa manomboka mivoaka ny marina fa mpitsoa-ponenana izy ireo.
Hamaky ny tohinyNiresaka sy nidinika nandritra ny 20 minitra teo ho eo teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha tamin’ireo ankizy enina mianadahy nisolotena ny ankizy manerana ny nosy omaly ny filoha Hery Rajaonarimampianina ho fanamarihana ny andro eran-tany momba ny ankizy.
Hamaky ny tohinyNomarihana omaly 20 novambra toy ny isan-taona ny andro maneran-tany ho an’ny ankizy hatramin’ny nanamarihana azy voalohany tamin’ny taona 1954 mba hanamafisana ny fanajana azy ireo sy ho fanajana ny zony.
Hamaky ny tohinyMahatratra 41,2% ny tahan’ireo ankizy tsy ampy taona efa miroso amin’ny fanambadiana manerana ny Nosy ankehitriny.
Hamaky ny tohinyLehilahy iray hita faty, azon’ny mpanarato tany Sambava omaly maraina.
Hamaky ny tohiny