• Alakamisy 23 Novambra 2017
Actualités.Mpivarotra - Tsena COUM 67 Ha “Mila mihaona amin’ny ben’ny tanàna izahay”

Omaly vao maraina tokony ho tamin’ny 05 ora sy sasany dia efa tonga nandrava ny tranovy an’ireo mpivarotra soldes etsy amin’ny Coum 67 ha ireo andian’olona izay voalaza fa voakaraman’ilay tompon’andraikitra iray eo anivon’ity tsena ity, manohana akaiky ireo mpivarotra vaovao kasainy nomena ny toerana. Tohana mafy vokatr’izany ireo mpivarotra “soldes”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Novambra 2017
Actualités.Varatra nitety efitrano tany Antsirabe Mpianaka 2 maty, olona 2 hafa naratra mafy

Namono olona indray ny varatra raha mba vao nilatsaka ny orana tao Antsirabe manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Novambra 2017
Actualités.Fanomezana taratasy ara-panjakana Hiatrika fanovana goavana i Madagasikara

Zava-dehibe ho eo amin’ny fiainan’ny olona iray ny fanoratana ny anarany eo am-pahaterahana, ny fahazoany kopia ary ny fananana ny kara-panondro rehefa feno taona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Novambra 2017
Actualités.Berija R sy ny depiote Tsivoulagne Maximin Raikitra ny ampamoaka sy ady…

Raikitra ny fifanolanana eo amin’i Berija Ravelomanantsoa, Lehiben’ny fari-piadidiam-paritry ny jono ao Sainte Marie sy ny depiote Tsivoulagne Maximin.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Novambra 2017
Actualités.Zon’ny ankizy teny amin’ny boriborintany faha-6 Naompana tamin’ny lafin-javatra 3, hoy ny depiote Horace

Nomarihana ny alatsinainy 20 novambra toy ny isan-taona ny andro maneran-tany ho an’ny ankizy hatramin’ny nanamarihana azy voalohany tamin’ny taona 1954 mba hanamafisana ny fanajana azy ireo sy ho fanajana ny zony.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Novambra 2017
Actualités.Raharaha Mamy Rakotoarivelo Mbola manjavozavo hatramin’izao

Niresaka fohy tamin’ny mpanao gazety omaly tolakandro ny talen’ny kabinetra eo anivon’ny minisiteran’ny filaminam-bahoaka Rabialahy Jean Rostand.

Hamaky ny tohiny
FTT