• Sabotsy 25 Novambra 2017
Actualités.Ramatoa 60 taona Matin’ny toaka, nitsirara teny amoron-dalana

Nahitana olona maty indray tao Mahazoarivo Antsirabe ny atoandron’ny alakamisy 23 novambra 2017 lasa teo, tokony ho tamin’ny 11 ora sy sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 25 Novambra 2017
Actualités.Kaominina Ankiranomena Fenoarivobe Tsy hita izay fandrosoana, mitaraina ny mponina

Efa ho telo taona izao tsy misy endri-pampandrosoana hita taratra mihitsy eo anivon’ny kaominina ambanivohitra Ankiranomena, distrikan’i Fenoarivobe.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 25 Novambra 2017
Actualités.Tolotra fandefasana vola “E-Mandat Vaovao” Tafapetraky ny Paositra Malagasy ny any Mahajanga

Tanteraka teo anoloan’ny biraon’ny Paositra Malagasy tao Mahajanga ny 23 novambra 2017, ny famoahana ofisialy ny tolotra vaovao fandefasana vola amin’ny fomba nomerika EMV na ny “E-mandat vaovao”.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Novambra 2017
Actualités.Fanaovana kolikoly Mpiraki-draharahan’ny fitsarana 2 nidoboka am-ponja

Mpiraki-draharahan’ny fitsarana roa no nidoboka am-ponja noho ny fitakiana vola 1 tapitrisa ariary ny alarobia 22 novambra lasa teo. Raha ny fizotry ny tantara dia nisy fitoriana momba ny fisian’ny raharaha kolikoly niseho tao amin’ny tribonaly Anosy nataon’ny Bianco ny fiandohan’ny volana novambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Novambra 2017
Actualités.Andrianina Rajoharison Tafahoatra ny famarotan’ny HVM tanindrazana

Matoa ny firenena iray efa anjakan’ny vahiny ka mihamahazo vahana izy ireo eo amin'ny tany iray, dia midika fa hanjavona ny fahefan'ny tompon-tany, ka ho lasa firenena voazanaka tanteraka indray amin'ny fomba vaovao io firenena io, hoy i Andrianina Rajoharison,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Novambra 2017
Actualités.Fandoavan-ketra eto Madagasikara Anjakan’ny gaboraraka

11,9 % no tahan’ny fandoavan-ketra eto Madagasikara izay ambany dia ambany eto ambonin’ny tany.

Hamaky ny tohiny
FTT