• Sabotsy 25 Novambra 2017
Actualités.Olan’ny MICTSL ao Toamasina Manambana hitokona ireo “Transitaires”

Manome fe-potoana herinandro, izany hoe 7 andro ny orinasa Mictsl misahana ny fandraharahana ny kaontenera ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina ireo vondron’ny mpandraharaha mpamoaka entana na “Transitaires”

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 25 Novambra 2017
Actualités.Famahana ny olan’ny ady tany Hotohizana ny fifampiresahana

Tsy hitsahatra intsony ny firesahana momba ireo karazana ady tany eto amintsika izay efa saika mihatra amin’ny isam-batan’olona mihitsy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 25 Novambra 2017
Actualités.Monique Rakotoanosy Nahazo ny diplaoma ambony HDR

Nahazo ny mari-pahaizana HDR (Habilitation à Diriger des Recherches) ny mpampianatra mpikaroka Rakotoanosy Monique, Filohan’ny Filankevi-pitantanan’ny ONG Ilontsera (Ivom-pandalinana ny Tontolon’ny Serasera marolafy eto Madagasikara).

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 25 Novambra 2017
Actualités.« Sapeurs Pompiers Vendée France » Hamerina ny fiaraha-miasany amin’Antananarivo

Mitohy ny fiaraha-miasa sy ny fifanakalozana traikefa amin’ny avy any ivelany ny sampan-draharaha mpamonjy voina eto amin’ny Kominina Antananarivo. Nihaona tamin’ny Sekretera Jeneralin’ny CUA, Atoa Razafimahefa Heriniaina, izay nisolo tena ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 25 Novambra 2017
Actualités.Tsenan’ny Petite Vitesse Fanatsarana no atao fa tsy fandroahana mpivarotra

Hisy amin’io herinandro ambony io ny fanazavana ara-teknika ataon’ny tompon’andraikitra eny anivon’ny boriborintany sy ny kaominina Antananarivo Renivohitra momba ny fanatsarana heverina hatao ao amin’ny tsena Petite Vitesse.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 25 Novambra 2017
Actualités.Herisetra mahazo ny vehivavy Mbola maro be ireo tsy sahy manatona “centre d’écoute”

Ny 70 %-n’ny vehivavy dia hiharan’ny herisetra avokoa saingy ny endrika hisehoany no samihafa. Mbola betsaka amin’izy ireny anefa no tsy sahy manatona ivontoerana fandraisana fitarainana.

Hamaky ny tohiny
FTT