• Talata 28 Novambra 2017
Actualités.Mety ho zava-doza ny lalàna momba ny ZES Ataovy ny atrikasam-pirenena, hoy ny SECES

Nanatanteraka fivoriana ny Sendikan’ny Mpampianatra-Mpikaroka sy ny Mpikaroka-Mpampianatra (SECES) rantsana Antananarivo ny 24 novambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Novambra 2017
Actualités.Fiakaran’ny vidin-jiro ho an’ireo mpanjifa vaventy Hampiharina amin’ny taona 2018

Hampiharina manomboka amin’ny taona 2018 ho avy io ny fiakaran’ny vidin-jiro eo anivon’ny orinasa JIRAMA, araka ny drafitra fanarenana ny orinasa izay voasoritra ao anatin’ny lalàna vaovao hifehy ny famatsiana ny herinaratra eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Novambra 2017
Actualités.Mponin’i Morombe Nomena fahalalana bebe kokoa momba ny asan’ny CNaPS

Vao miresaka CNaPS dia ny volan-jaza sy ny fisotroan-dronono no be mpahalala. Ho an’ny vahoakan’i Morombe, indrindra ireo mpiasa amin’ny sehatra tsy miankina dia sambany izy ireo no nahafantatra fa hay ny Tahirim-pirenena momba ny fiahiana ara-tsosialy (na ny CNaPS) ihany koa dia mandray an-tanana izay tra-doza am-perinasa na koa marary vokatry ny asa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Novambra 2017
Actualités.Analakely Nodiovina ny pavillon

Anisan’ny vinan’ny ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana ny asa fanadiovana sy ny fandaminana ny tanànan’Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Novambra 2017
Actualités.Fandaminana ny tsena Petite Vitesse Manaiky ny ankamaroan’ireo mpivarotra

Na dia nisy tamin’ireo mpivarotra etsy amin’ny tsenan’ny Fihavanana Petite Vitesse aza no velom-panahiana teo aloha mikasika ny asa fanatsarana sy fikarakarana ity tsena ity hotanterahin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra dia tonga saina ihany izy ireo rehefa nohavazaina taminy ny tena marina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Novambra 2017
Actualités.Bazary Marolaka Mahajanga Tezitra amin'ny ben'ny tanàna ireo mpivarotra

“Ajanony ny M'vola, hajao ny bokin'andraikitra, aoka izay ny didy jadona”.

Hamaky ny tohiny
FTT