• Talata 05 Desambra 2017
Actualités.Fambolena maharitra sy mahomby Ampiharina mandritra ny 5 taona ny PADAP

Tanterahana mandritra ny 5 taona amina faritra efatra (Analanjirofo, SAVA, Boeny, Sofia) eto Madagasikara ny PADAP (Projet Agriculture Durable Par une Approche Paysage) na tetikasa momba ny fambolena maharitra araka ny zava-misy eny anivon’ny faritra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Desambra 2017
Actualités.Parc Reniala ao Mahajanga Nohavaozina ny toerana hipetrahan’ireo gidro madinika

Ankoatra ny fanatsarana ny asa fanabeazana eto amintsika dia miroso hatrany amin’ny fiarovana ny tontolo iainana ihany koa ny vondrona Star.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Desambra 2017
Actualités.Orange Madagascar Mampiasa olona manana fahasembanana miisa 5

Nomarihina ny faran’ny herinandro teo ny andro iraisam-pirenena ho an’ny olona manana fahasembanana. Olana sedrain’izy ireny amin’ny ankapobeny ny fanilikilihana mihatra aminy eny anivon’ny fiarahamonina toy ny eo anivon’ny orinasa ohatra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Desambra 2017
Actualités.Fifanarahana teny Mahazoarivo Hampidinina 72 000 Ar ny gonim-bary

Nisy omaly alatsinainy 04 desambra ny fivoriana notarihin’ny lehiben’ny goverenemanta praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier, manoloana ny fidangan’ny vidim-bary izay mitranga amin’izao fotoana, nentina nijerena ireo vahaolana hampidinana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Desambra 2017
Actualités.Marc Ravalomanana Tonga dia miasa avy hatrany…

Nanatanteraka fambolen-kazo tany Mahereza ny mpino FJKM ny sabotsy 2 novambra teo, ka lohalaharana ny filohan’ny komitim-pankalazana ny faha-50 taona Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Desambra 2017
Actualités.« Maison de la Charité » Tongarivo Notoloran’ny minisiteran’ny mponina fitaovana

Nomarihina omaly alahady 3 desambra ny andro iraisam-pirenena ho an’ireo olona manana fahasembanana, nifantoka betsaka amin’ny fiombonana sy ny ady amin’ny fanilikilihana eo amin’ny fiarahamonina ny fankalazana izany tamin’ity taona ity,

Hamaky ny tohiny
FTT